Instance Results

Text Identifier:ry_andriamanitry_ny_famonjena
In:instances

Planning worship? Check out our sister site, ZeteoSearch.org, for 20+ additional resources related to your search.
Showing 1 - 2 of 2Results Per Page: 102050
Text

Ry Andriamanitry ny famonjena

Hymnal: Protestant Madagascar Hymnal, 2001 #602a (2001) Lyrics: 1. Ry Andriamanitry ny famonjena Sy kintana antenain’ny firenena, Henoy ny fangataham-pandresena, Ry Ray Tsitoha! 2. Ilay fitopatopan’ny alondrano Sy rehrehan-drafinay fohano Ny olonao mahantra mba tantano, Ry Ray mpiaro! 3. Raha osa, Hianao mahay mitàna, Raha reraka asiam-pahotàna, Ny herinao tsy resin’i Satana, Ry Ray Mahery! 4. Ampionao izahay handresy rafy, Ampionao mba haharitra ny mafy, Ampionao tsy ho ketraka mihafy, Ry Ray Mpanampy! Languages: Malagasy Tune Title: CLOISTERS

Ry Andriamanitry ny famonjena

Hymnal: Protestant Madagascar Hymnal, 2001 #602b (2001) Languages: Malagasy Tune Title: FLEMMING

Export as CSV